Index

Proverbs : diavina

Proverb 1Dovidovy endrika ka tian' ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian' ny kabary hodiavina. [2.558]
Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [2.415 #4862, 2.653 #863]
French translationIl a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [2.415 #4862]

Proverb 2Lalana afaka ando: diavin' ny osa. [2.165 #906]
Lalana afak' ando, diavin' ny osa. [2.653 #1300, 2.558]
Lalan' afak' ando diavin' ny osa. [2.415 #772]
French translationSentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer. [2.415 #772]
Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [2.165]
French interpretationLes forts ouvrent le passage aux faibles. [2.415 #772]
Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [2.165]

Proverb 3Mila mazava hodiavina. [2.415 #5807]
French translationChercher une voie claire pour passer. [2.415 #5807]
French interpretationChercher un moyen de se tirer d' affaire. [2.415 #5807]

Proverb 4Ny nandoa aty amin' afero no tsy nanana anjara ho diavina. [2.558 #3168]

Proverb 5Ririnin-dasa tsy tsaroana, fahoriana nodiavina, sarotra hadinoina. [2.558 #3757]

Proverb 6Tsy mahita fetry ny lanitra, tsy manjehy ny masoandro, tsy mandrefy ny tany. [2.415 #262]
Tsy nahita fetry ny lanitra, tsy nanjehy ny masoandro, tsy nandrefy ny tany. [2.653 #3557]
Tsy nahita ny fetry ny lanitra, tsy nahajehy ny masoandro, tsy naharefy ny tany, nefa hitan' ny maso sy nodiavin' ny tongotra isan' andro. [2.558 #4758]
French translationOn ne voit pas les bornes du firmament, on ne mesure pas le soleil par empans, on ne mesure pas la terre à la brasse. [2.415 #262]
French interpretationSe disait de la puissance et de la grandeur du souverain, afin d' inspirer au peuple crainte et confiance. [2.415 #262]

Index