Index

Proverbs : fiasana

Proverb 1Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [2.415 #1213]
French translationPropreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [2.415 #1213]

Proverb 2Ny iasana ankehitriny, ny niasana taloha, ny hiasana any aoriana, ny fiasana isan' andro, ny fivelomana tsy azo avela. [2.415 #3727]
French translationLa raison pour laquelle on travaille actuellement, on a travaillé autrefois, on travaillera encore, on travaille journellement, c' est qu' il faut vivre. [2.415 #3727]

Index