Index

Proverbs : hariharin-taolana

Proverb 1Toy ilay tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no ankanifisana. [2.558 #4237]
Toy ny tongotr' omby ahafahan-kodiny, ka hariharin-taolana sisa. [2.165 #1476]
Toy ny tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no an-kanifisana. [2.558 #4331]
Tongotr’ ondry ahafahan-kodiny : hariharin-taolana no sisa. [2.558 #4196, 2.653 #3132]
Tongotr’ ondry ahafahan-kodiny, sady kely no an-kanifisana. [2.653 #3133]
Tongotr' ondry ahafan-kodiny, hariharin-taolana no sisa. [2.165 #1335]
French translationDes pieds de mouton sans la peau, il n' y reste que les os. [2.165]
Pareil au pied écorché d' un bœuf: il n' y reste plus que les os. [2.165]
French interpretationCe qui montre que le mouton n' est pas fameux à Madagascar. [2.165]

Index