Index

Proverbes : lafo

Proverbe Ombalahy lafon' ny feony. [Rajemisa 1985]
Ombalahy lafon' ny vavany. [Rajemisa 1985]
Ombalahy tsara feo : lafon' ny vavany ihany. [Veyrières 1913 #6031]
Ombilahy tsara feo ka ny vavany ihany no mahalafo azy. [Rinara 1974 #3420]
Ombilahy tsara feo, ka ny vavany no mahalafo azy. [Houlder 1895]
Ombilahy tsara feo : lafon’ ny vavany ihany. [Cousins 1885]
Interprétation malgache Ny tanjaky ny omby no mazàna jeren' ny mpampiady omby raha mividy omby izy, fa tsy ny fitrenany akory; koa itý ohabolana H.S., dia enti-milaza ny olona izay zavatra tsy dia manao ahoana loatra no mampisy vidiny azy. [Rajemisa 1985]
Traduction française C' est comme un taureau lâche au combat, mais qui beugle bien : il n'est bien vendu qu' à cause de son gosier. [Veyrières 1913 #6031]
Un taureau qui a une bonne voix; c' est sa voix (litt. sa bouche) qui le fera vendre. [Houlder 1895 #1194]
Interprétation française Se disait des fanfarons sans mérite. [Veyrières 1913 #6031]

Index