Index

Proverbs : loloha

Proverb 1Loloha lanitra, ka samy miloloha izay tandrifiny. [2.415 #79]
Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny. [1.1]
Loloha lanitra ny fiainana ka samy mitondra ny tandrifiny. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa ny olona rehetra dia samy manana ary mizaka ny anjarany avy. [1.1]
Enti-milaza fa samy mizaka ny anjarany fa tsy azo ailika ho an-kafa ny soa na ny ratsy mihatra amin' ny tena. [1.1]
French translationC' est comme le ciel au-dessus de la tête : chacun porte ce qui est au-dessus de lui. [2.415 #79]
French interpretationA chacun son sort : il faut se contenter de sa destinée ; ce proverbe se disait aussi de la corvée : chacun en porte sa part. [2.415 #79]

Proverb 2Ny fanompoana tahaka ny lanitra, ka samy miloloha ny tandrifiny. [2.165 #1528]
Ny fanompoana tahaka ny loloha lanitra, ka samy miloloha ny hitsiny. [2.558 #2967]
Ny fanompoana toy ny lanitra : samy miloloha ny landrifiny. [2.974 #116]
Ny fanompoana toy ny lanitra : samy miloloha ny tandrifiny. [2.415 #388, 2.653 #2222]
French translationLa corvée c' est comme le firmament qui est au-dessus de nos têtes : chacun en porte sa part. [2.415 #388]
La corvée est comme le ciel et chacun en supporte la part qui est au-dessus de sa tête. [2.165]
Les charges communes sont comme le ciel : chacun supporte sa part au-dessus de sa tcte. [2.974 #116]
French interpretationIl n' y a pas d' exemption. [2.415 #388]

Proverb 3Raha tsara ny vadin-drahalahy, dia amosavina ny rahalahy hitondrana loloha ; raha be omby sy be andevo, isomparana hahazahoana harena. [2.415 #1163]
French translationUne homme qui a une belle-soeur, belle et sage, jette un sort à son frère pour le faire mourir et épouser la veuve ; s' il convoite les boeufs et les esclaves de son frère, il lui cause du tort pour s' enrichir. [2.415]

Index