Index

Proverbs : lovoka

Proverb 1Voay lahy tsy miara-lovoka (rano lalina). [2.165]
Voay lahy tsy miray lovoka. [1.147 #V75]
Malagasy interpretationVoay lahy tsy miara-mitoetra. + Lovoka dia anarana iantsoan' ny Betsimisaraka ny rano lalina maizim-be izay heveriny ho tranon' ny voay. [2.165]

Index