Index

Proverbs : tohatra

Proverb 1Andriamanitra no hamaly ka ho tonga tohatra hiakaranareo any an-[2.415 #3]
Izay homenareo anie dia anjary tohatra hiakaranareo any an-danitra. [2.415 #3]
French translationQue Dieu vous récompense et que votre offrande devienne l' escalier qui vous fera monter au ciel. [2.415 #3]
French interpretationParoles dites par les lépreux lorsqu' ils demandaient l' aumône. [2.415 #3]

Proverb 2Aza fatra-pitady ny manganana, fandrao sendra ny mangidy tsy telina. [2.415]
Aza fatra-pitady ny manganana, tohatra ny mangidy tsy ho telina. [2.415]
Fatra-pitady ny manganana ka sendra ny mangidy tsy telina. [1.1]
Fatra-pitady ny manganana, ka tohatry ny mangidy tsy ho telina. [2.653 #946, 2.974 #242]
Fatra-pitady ny manganana, ka tohatry ny mangidy tsy telina. [2.558 #1151]
Ny fatra-pitady manganana ho sehatry ny mangidy tsy ho telina. [2.558]
Malagasy interpretationFatra-panihika ka nihatra amin' ny fotaka; nitady tombony ka natombiny; nitady sitrany ka nasitriny. [1.1]
Indraindray ny fikatsahana hahazo baba na tsaratsara kokoa dia vao mainka mety hampahita angano. [1.1]
Loza raha hitady ny mangidingidy ka nahita ny tena mangidy nampivivy, izany hoe loza raha hitady tombony, nefa fahavoazana indray no hita. [1.1]
French translationNe cherchez pas trop les douceurs de la vie facile de peur de tomber sur une amertume insupportable. [2.415 #3891]
Rechercher avec trop d' avidité ce qui est doux, et trouver ce qui est amer et impossible à avaler.. [2.165]
Trop chercher l'exquis; et rencontrer la dernière amertume. [2.974 #242]
French interpretationSe disait de ceux qui cherchaient ce qui était le plus facile à la corvée et dans les travaux communs, et qui rencontraient tout le contraire. [2.415 #3891]

Proverb 3Izay efa avo ranjana dia tsy mila tohatra intsony. [2.415 #639]
French translationCeux qui sont hauts sur jambes n' ont pas besoin d' échelle. [2.415 #639]
French interpretationSe disait des grands qui se suffisent à eux-mêmes et n' ont pas besoin des autres. [2.415 #639]

Proverb 4Manao soa, tohatra ny ho avy ; manao ratsy, hidin' ny sisa. [2.415 #2948]
Manao soa, tohatry ny ho avy; manao ratsy, hidin’ ny sisa. [2.558 #2012, 2.653 #1556]
French translationCelui qui fait le bien rencontrera les biens futurs, celui qui fait le mal ferme la porte à l' avenir. [2.415 #2948]

Proverb 5Sehatra ny mahay, ka tsy ela. [2.415 #3756]
Tohatra ny mahay, ka tsy ela. [2.415 #3756]
French translationQuand on rencontre un homme habile, le travail est court. [2.415 #3756]

Index