Index

Proverbs : vahoaka

Proverb 1Aleo halan' Andriana, toy izay halam-bahoaka. [2.165 #1414, 2.415 #274, 2.558 #112, 2.653 #88]
French translationIl vaut mieux être haï par le souverain, que d' être haï par le peuple. [2.165]
Mieux vaut être détesté du souverain que du peuple. [2.415 #274]
French interpretationCelui qui est détesté du peuple a tout le monde contre lui ; on disait ce proverbe à ceux qui ne s'entendaient pas avec leurs voisins. [2.415 #274]
Parce que, si on est haï par le peuple, il n' y a plus personne pour intercéder auprès du souverain. [2.165]

Proverb 2Andriandrainazy tsy manam-panjakana; andriana, lozabe tsy monina amim-bahoaka. [2.165 #1420]
Andriandrainazy, tsy manam-panjakana ; lozabe, tsy monina amin' olona. [2.415 #186, 2.558 #231, 2.653 #213]
French translationUn chef est-il débonnaire ? c’est le gâchis ; est-il cruel ? c’est la terreur. [2.974 #252]
Un roi trop débonnaire ne règne pas ; un roi trop sévère n' a pas de commerce avec les hommes, car on s' écarte de lui. [2.415 #186]
Un souverain trop indulgent n' a pas de royaume (ou d' autorité); mais un souverain trop dur n' obtient pas l' affection de son peuple (litt. n' habite pas avec son peuple). [2.165]
French interpretationIl faut un juste milieu. [2.415 #5770]

Proverb 3Aza dongidongy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.165 #597, 2.558 #445]
Dongaingingaingy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.974 #158]
Midongidongy miendrik' androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.415 #6403]
Tsy mety raha dongaingingaingy miendrik' androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.415 #3994]
Tsy mety raha dongidongy miendrik' androngo, ka mandany ny tsaramasom-. [2.165 #2318, 2.558 #4590]
Tsy mety raha miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.653]
French translationFaire le boudeur comme le lézard, et dévorer les haricots de tout le monde. [2.415 #6403]
Il n' est pas permis d' enfoncer la tête dans les épaules, de prendre des airs de lézard, et de dévorer les haricots des gens. [2.415 #3994]
Ne prenez pas un air boudeur comme un lézard, pour aller manger les haricots des gens. [2.165]
Prendre des airs contrits comme un lézard gris, et dévaster les haricots d’autrui. [2.974 #158]
French interpretationAvoir l' air inoffensif et gruger tout le monde. [2.415 #6403]
Se disait des paresseux vivant aux dépens des autres. [2.415 #3994]
Se dit de quelqu' un qui paraît inoffensif et dont on ne se méfie pas, et qui fait pourtant du mal. [2.165]

Proverb 4Aza mitabataba miantsena, fa vahoaka no ho vantanina. [2.653 #643]
Aza mitabataba miantsena fa vahoaka no vantanina. [2.558 #782]

Proverb 5Aza odian-tsy hita ohatra ny tonom-bomanga misy vahiny. [2.165]
Aza odian-tsy hita, ohatra ny tonom-bomanga vory vahiny. [2.653]
Odian-tsy hita, ohatra ny tonom-bomanga vory olona. [2.653]
Odian-tsy hita tahaka ny tonom-bomanga vory vahoaka. [2.558 #3389]
French translationNe faites pas comme quelqu' un rôtissant des patates au moment où un étranger arrive, (et qui s' empresse de les recouvrir de cendres pour que l' autre ne les voie pas). [2.165]
French interpretationEt ainsi il n' aura pas besoin de lui en offrir! [2.165]

Proverb 6Be mangy mikavina ka mila vavam-bahoaka. [2.558 #871]
Bemangy mikavina : mila vavam-bahoaka. [2.415 #1758, 2.653 #753]
French translationFemme qui a le lobe de l' oreille énorme et qui porte des pendants d' oreilles : elle fait parler le monde. [2.415 #1758]
French interpretationSe disait des personnes qui voulant cacher un défaut, s' attiraient les moqueries de tout le monde. [2.415 #1758]

Proverb 7Boka mizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha lanonana, fa isan' ny vahoakan' andriana. [2.415 #1978]
Boka mizaha lanonana: tsy isan’ ny mpizaha lanonana, fa isan’ ny vahoak’ Andriana. [2.653 #801]
Boka nizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha fa isan' ny vahoakan' Andriana. [2.558 #945]
French translationLépreux qui assiste aux réjouissances publiques : il n' est pas de ceux qui participent aux réjouissances, mais il augmente le nombre des sujets du souverain. [2.415 #1978]
French interpretationIl n' y a pas de réjouissances pour les lépreux. [2.415 #1978]

Proverb 8Dia saotra no atao anareo, mba tsy ho vaky lovia fararano, tsy ho banga nify voka-katsaka, tsy ho tapa-tsalaka vory vahoaka. [2.415 #4124, 2.653 #833]
Dia saotra no atao anareo mba tsy ho vaky vilia fararano, tsy ho banga nify voka-katsaka, tsy ho tapa-tsalaka vory vahoaka. [2.558]
French translationTous nos souhaits : que vos assiettes ne se brisent pas en automne, que vos dents ne tombent pas à l' époque de la récolte du maïs, que le salaka dont vous ceignez vos reins ne se rompe pas au milieu de la foule. [2.415 #4124]
French interpretationSouhaits de prospérité. [2.415 #4124]

Proverb 9Fotsy maso an-danonana, tsy vatra ny hiondrika, ka aseho vahoaka sao tsy mahita ny hitan' ny olona. [2.558]

Proverb 10Hono, ry andrian-tsy vahoaka: ny ombilahy va no miady, fa ny vato be no mikorontana ? Tsy ny vato no mikorontana, tsy ny ombilahy no miady, fa Andriantiazaza no maty. [2.653 #1099]

Proverb 11Ilay jamba nampiady ombalahy : lany ritra ny zana-bahoaka raha izay alehako no alehany. [2.558 #1398]
Ilay jamba nampiady ombalahy : " lany ritra ny zana-bahoaka, raha izay alehako no nalehany " . [2.415 #2148]
Ilay jamba nampiady ombilahy : "Lany ritra ny zana-bahoaka, raha izay alehako izay no nalehany". [2.653 #1112]
French translationAveugle qui a fait battre des taureaux : ils sont exterminés les enfants de la contrée, dit-il, s' ils ont passé par où je passe. [2.415 #2148]

Proverb 12Kamboty ny andriana, ny vahoaka no rainy ; kamboty ny vahoaka, ny andriana no rainy. [2.415 #206]
French translationLe souverain est comme un orphelin soigné par son peuple; le peuple à son tour est comme un orphelin paternellement gouverné par le souverain. [2.415 #206]

Proverb 13Migogogogo ny andrian-tsy vahoaka fa lasa Rabefihavanana. [2.558 #2351]

Proverb 14Nampanaran-jaza ka kely haja imasom-bahoaka. [2.558 #178]

Proverb 15Na vory aza ny vahoaka, ny ratsy iamba an-tsisiny ihany. [2.558 #2777]

Proverb 16Ny andriana mandova fanjakana, ny vahoaka mandova fanompoana. [2.415 #378]
French translationLe souverain hérite du royaume, le peuple reçoit en héritage la corvée. [2.415 #378]
French interpretationLes enfants des riches reçoivent de l' argent en héritage et les enfants des pauvres reçoivent des embarras. [2.415 #378]

Proverb 17Ny andriana no manjaka, ny vahoaka. [2.415 #224]
French translationLa raison pour laquelle le souverain règne, c' est le peuple. [2.415 #224]
French interpretationSans peuple il n' y aurait pas de souverain ; le peuple est la base de la souveraineté. [2.415 #224]

Proverb 18Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653]
Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653]
Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.558 #2944]
French translationLa stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [2.415 #2101]

Proverb 19Olona iray tsy mba vahoaka. [2.653 #2541, 2.974 #418]
Olon-drery tsy mba vahoaka. [2.165 #241]
French translationUn homme ne fait pas un peuple. [2.974 #418]
Un seul n' est pas une foule. [2.165 #241]

Proverb 20Raha adala loholona, adala vahoaka, raha hendry loholona, hendry vahoaka. [2.558 #3543]
Raha adala loholona, dia adala vahoaka. [2.165 #1638]
Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanana. [2.653 #2633, 2.974 #277]
Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanàna ; raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanàna. [2.415]
Raha hendry loholona, dia handry vahoaka. [2.165]
Raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanana. [2.653 #2652]
French translationLes dirigeants insensés font les peuples insensés. [2.974 #277]
Quand les chefs sont insensés, le peuple aussi est insensé ; quand les chefs sont sages, le peuple est sage et prospère dans la ville. [2.415 #306]
Si les notables (ou les dirigeants) sont sages, le peuple l' est aussi. [2.165 #1639]
Si les notables sont sots, le peuple l' est également. [2.165]

Proverb 21Tafik' i Brady : avela andrao mahazo babo ny vahoaka, ampan-dehanina andrao maty. [2.415 #455]
Tari-tafik' i Brady : handroso, ndrao matin' ny azy ; tsy handroso, ndrao mahazo babo. [2.415]
French translationBrady conduisant son armée : s' il avance, peut-être que ce sera la mort ; s' il n' avance pas, peut-être qu'il perd l' occasion de faire du butin. [2.415 #458]
L' armée de Brady : on ignore si elle fera du butin ou si elle trouvera la mort. [2.415 #455]
French interpretationCette armée n' a pas encore fait ses preuves : sous Radama I le sergent anglais Brady organisa l' armée ; ce proverbe se disait en général de ceux qui hésitent, faute de courage. [2.415 #455]

Proverb 22Tsy mba ny ankamaroam-bahoaka, fa ny olona iray toa zato. [2.165 #866]
Tsy ny ankamaroam-bahoaka fa ny safatsiroa. [2.558 #309]
French translationVous n' êtes pas comme le commun des mortels, mais vous êtes un homme qui en vaut cent. [2.165 #866]

Proverb 23Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. [2.558 #4781, 1.1]
Malagasy interpretationRaha misy tsy mahatamana amin' ny tany anankiray, tsy ny tany akory no anton' izany satria ny tany tsy fady na oviana na oviana, fa ny vavam-bahoaka raha toa ka ratsy ny atao. [1.1]

Proverb 24Voalavo latsaka an-kentona, ka ny halavoana leo ihany, fa ny akoralavan' ny olona no tsy toha ; hitraka moa tsy avelan' ny henatra ; hiondrika, tsy avelan' ny voninahitra. [2.415 #6053]
Voalavo mianjera an-kentona: ka ny halavoana leo ihany, fa ny horakora-bahoaka no tsy toha. [2.165 #1036]
Voalavo nianjera an-kentona : ny halavoana leo ihany, fa ny horakora-bahoaka no tsy toha. [2.558]
French translationRat qui tombe de très haut : passe pour la chute, mais ce qui est insupportable ce sont les huées des gens qui sont là. [2.415]
Un rat tombé d' une poutre: sa chute est supportable, mais non les cris des gens (qui sont dans la case). [2.165]

Index