Index

Proverbs : valavo

Proverb 1Valavo Ampasimbola : velon’ ny fanahiny. [1.147 #V65]

Proverb 2Valavo ho velona am-barangaran-davaka. [1.147 #V58]

Proverb 3Valavo ho velona, anjon-davañy. [2.165]
Malagasy interpretationVoalavo no velona, akaiky ny lavany. [2.165]

Proverb 4Valavo lahy mitakonjevoña: feno ñy lailainy foaña. [2.165]
Malagasy interpretationVoalavo lahy mitondra zevona: feno ny lailainy foana. + Zevona: volo (hazo) vao maniry izay malailay mihitsy raha raisina. [2.165]

Proverb 5Valavo lahy nilomany riaka, velona tsisy hiravo, maty tsisy hitserika. [1.147 #V62]

Proverb 6Valavo lahy tsy namian-deona : ampiana mahafotsy, tsy ampiana mahafotsy. [1.147 #V60]

Proverb 7Valavo nanandran-tsira ; lah' manindroa omban’ aty latsaka. [1.147 #V57]

Proverb 8Valavo nirangotim-piso : tsy maty fa fohafoha volo. [1.147 #V64]
Valavo nirangotim-piso: tsy maty fa lava volo. [2.165]
Malagasy interpretationVoalavo norangotin-tsaka: tsy maty fa lava volo (mahia koa). [2.165]

Proverb 9Valavo nitakon-jevona : feno lainy foana. [1.147 #V61]

Proverb 10Valavo nitety amandotra : tsy mbola dila ny lohany ka mikiokioka. [1.147 #V63]
Valavo nitety amandotra: tsy mbola dila ñy lohany koza ka mikiokioka. [2.165]
Malagasy interpretationVoalavo nitety mandotra: tsy mbola afaky ny lohany akory ka mikiakiaka. [2.165]

Proverb 11Valavo tokana tsy mikirintsana, zaza maty reny tsy minono. [1.147 #V59]

Index