famelezana




 
  Quotes : famelezana

Cohen-Bessy Annick : Ny Bokin-dRakotovao
1896/10
page 289
Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.