Entry Anganon > angano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1]
 Tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13]
Explanations in English A fable [1.2, 1.7]
 A tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2]
Explanations in French Conte [1.3, 1.8, 1.54, 1.13]
 Fable [1.3, 1.8]
 Farce, historiette [1.3]
 Enjolivements, superfétation [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Titles Angano aman-tantara (Rabenandrasana Lalao François)
Anganon' i dadatoa (Rabenandrasana Lalao François)
Anganon'ny Ntaolo
Analogs  anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Proverbs 
Articles 

Entry Anganon > angano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Fanafintohinana [1.78]
 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1]
Explanations in English Trouble, calamity [1.2]
 A calamity [1.7]
Explanations in French Malheur [1.3, 1.8]
 Calamité [1.8]
Compound words 

Entry Anganon > angano
Part of speech noun
Explanations in French Chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3]

Entry Anganon > angano (angana)
Part of speech imperative of passive verb anganina [full list]

Entry Anganon > angano (gana)
Part of speech imperative of relative verb anganana [full list]

Anagrams 