|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 C ~ c
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
[3.1] |
| Mpanahaka | 4 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny abidia |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 6 C ~ c
![]() |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 marika romana izay milaza ny isa 100
[3.1] |
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny isa |
| Teny iditra (3/4) | 11 c
![]() |
| Sokajin-teny | 12 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina).
[3.1] |
| Voambolana | 14 Fizìka |
| Teny iditra (4/4) | 15 C
![]() |
| Sokajin-teny | 16 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 carbon
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 carbone
[3.1] |
| Voambolana | 20 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|