Entry Imerina
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [1.1]
Explanations in English The district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [1.2]
 The inland of Madagascar around Tananarive [1.7]
Examples 
1Ny mpifindra monina avy tany Imerina. [2.508]
2Izahay eto Imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528]
Synonyms Ankova
Compound words 
Anthroponyms 
Titles L' Histoire des Rois d'Imerina
Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Tananarive et l'Imerina
Analogs  Emyrne ~ Merina
  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/25