|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 K ~ k
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa.
[1.3] |
| Mpanahaka | 5 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 K
![]() |
| Sokajin-teny | 9 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 Potassium.
[3.1] |
| Voambolana | 12 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|