Explanations in Malagasy | Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!
Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa
[1.1]
|