Entrée mahavelona (velona)
Partie du discours adjectif
Définition malgache ilain'ny aina [SLP 1986]
Traduction française nutritif [SLP 1986]
 qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe [Boiteau 1997]
Exemples 
1Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [Ramangamalefaka: Heloka]
3Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [Razafiarivony: Harivolana]

Entrée Mahavelona (maha-, velona)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples Tao Mahavelona ihany no renivohiny. [Randriamamonjy: Tantara]
Toponymie maha, velona

Mis à jour le 2020/07/31