Entry mianaka (anaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka
Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [1.1]
Explanations in English Used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [1.2]
 To be together as parent(s) and child(ren)
Tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [1.7]
Explanations in French être parents et fils [1.54]
 Parents et enfants (s) ensemble,
Tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [1.8]
Examples 
1Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324]
2Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470]
3Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471]
4Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472]
Morphology 
Present : mianaka
Past : nianaka
Future : hianaka
Compound words 
Hyponyms Ratsimba Valo Mianaka (Rakotozafy Alphonse)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20