1 | Masina ny tenanareo mpampiely vaovao. [Ndema: Antakay]
|
2 | Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [Andraina: Mitaraina, page 254]
|
3 | Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [SeFaFi ]
|
|