Entrée ntaolo
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [Richardson 1885]
 the men of old, the ancestors [Hallanger 1973]
Explications en français les anciens, les ancêtres [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny Ntaolo. [Ndema: Antakay]
2Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [Rainitovo: Antananarivo]
3Manomboka amin' ny kely indrindra ny Ntaolo raha mandrefy. [Rajemisa: Fomba]
Citations 

Mis à jour le 2021/11/02