Entry ra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [1.1]
Explanations in English Blood [1.7]
Explanations in French Le sang [1.3]
 Sang [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ra, rako, ranao, rany, rantsika, ranay, ranareo, ran', ran-, ram-
Prefixed : -dra, -drako, -dranao, -drany, -drantsika, -dranay, -dranareo, -dran', -dran-, -dram-
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 
Articles 

Entry ra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] zavatra [1.78]

Entry ~ra~
Part of speech infix [Words with ~ra~]

Entry ra-
Part of speech article [full list]
Explanations in Malagasy Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [1.1]
Explanations in English A personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [1.2]
 Prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7]
Explanations in French Préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [1.8]
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 

Entry ra
Part of speech particule [full list]
Explanations in English  [Provincial] An interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
See va, moa [1.2]
Compound words 

Entry Ra
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Radiôma [1.66]
 Singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Radium [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/19