|
|
|
|

Teny iditra1  Rajaonarivelo Auguste
Singan-teny  2 Rajaonarivelo, 3 Auguste
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre) [3.1]
6 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314]
Voambolana  7  Tantara: olona 8  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  9  Angolangolan' ny Tanora
10  Havesatry ny harena
11  Robin' Ikamadonto
12  1933 Bina
13  1958/02/27 Antananarivo miantsena
14  1959 Afon' Antongona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08