|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  te-
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [1.2]
5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : te-hijery: to want to look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: te-hijery: vouloir regarder [1.8]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Mpanahaka  8  ta, 9  ti

Teny iditra (2/3)10  te    
Sokajin-teny  11  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12 ise, ialahy; indry, indriako, itena: va, je ne te hais point, ndeha, tsy halako akory ise [1.66]

Teny iditra (3/3)13  Te    
Sokajin-teny  14  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15 Singa mivaingana, faha-52 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 Tellurium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 Tellure. [3.1]
Voambolana  18  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08