Entrée trema
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Narivony: Fasana] Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery;
2 [Rabemolaly: Fary] Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy.

Entrée tréma
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotonaivo 1993 page 936, Rajaonarimanana 1995] tendro roa
  [SLP 1986] tendro kambana
Symboles internationaux  [3.1] ¨ ä ë ï ö ü
Tableaux et planches Signes de ponctuation

Entrée Trema
Partie du discours nom
 Trema grisea : ilaibaratra, tsilaibaratra
Trema humbertii : andrarezina, ilaibaratra
Trema orientalis : andraraizina, andrareza, andrarezina, angesoba, angezoka, hazongazona, ilaibaratra, selivaratsy, tsivakimbaratra, vakoka
Vocabulaire 

Mis à jour le 2021/09/17