Entry Tsiarondahy
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy
Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay [1.1]
Examples Ary Tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48]
Analogs  Tsiarombavy

Updated on 2023/02/20