Entry vavolombelona (vava, olona, velona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [1.1]
Explanations in French Témoin [1.13]
Examples 
1nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
2Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472]
3Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996]
Proverbs 
Article 

Updated on 2022/07/30