1 | Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
|
2 | Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [Andriamalala: Fanagasiana]
|
3 | Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [SeFaFi ]
|
|