Entry abi
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.
Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1]
Explanations in English The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters [1.2]
 The alphabet [1.7]
Explanations in French Nom de l'alphabet malgache [1.3]
 Alphabet [1.66, 1.5]
 L'alphabet [1.8]
 (un) alphabet. Miainga amin' ny ab [...] [full text in 1.67]
Explanations in Italian Alfabeto [1.18]
Explanations in German Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet und damit auch unsere heutige Schrift. Zavatra alahatra araka ny abidỳ: etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC. [1.56]
Examples 
1Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117]
2Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649]
3Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442]
Morphology 
Simple : abidy, abidim-, abidin', abidin-
Compound words 
Hyponyms Abidin' ny Baiboly
Ny Abidin' ny toaka (Rajaonary)
Other spellings 
Tables and plates The Alphabets
Illustrations 

Entry abidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Vavy antitra [1.78]
  [Betsimisaraka] antibavy [1.147]
Proverbs 

Entry abidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] andevo [1.78]
Compound words 

Entry abidy
Part of speech noun
Explanations in English A provincial name for a water-bird. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Nom d'un oiseau aquatique. [1.19]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/12/11