|
|
|
|

Entry (1/3)1  abo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  avo, mideza [Taimoro, Bara, Tanosy] [1.78]
4  ambony, avo [Taifasy] [1.78]
5  avo [Taisaka, Betsileo] [1.78]
6  avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [Tanala] [1.78]
7  ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [Tandroy] [1.78]
8  teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]
Explanations in English  9  High and round; great, tall. See avo, and ambo. [Provincial] [1.2]
Explanations in French  10  Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut [1.3]
11  haut. [Tankarana] [1.19]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Synonyms  16  ambo, avo
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry (2/3)32  abo
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  aely [Bara] [1.78]

Entry (3/3)35  abo
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  ambony noho ny aotra [1.13]
Explanations in French  38  plus [1.13]
Vocabulary  39  Mathematics: arithmetic
Analogs  40  tendro abo

Anagrams  41  abo, bao, boa

Updated on 2020/07/31