|
|
|
|

Entry1  aboraka (boraka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony [1.1]
Explanations in French  4  qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste [1.3]
Examples  5  naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony. [2.499]
6  Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena! [2.499]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  borahina

Updated on 2023/01/19