Entry Adama
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [1.38]
Explanations in English Adam [2.996]
Explanations in French Adam [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 

Entry Adamà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [1.38]
Explanations in English Admah [2.996]
Explanations in French Adma [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Adma
Biblical quotes 

Entry Adama
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [1.38]
Explanations in English Adam [2.996]
Explanations in French Adâm [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Adoma
Biblical quotes 

Updated on 2020/07/31