Entry adaraboka (daraboka (daboka))
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [1.1]
Explanations in English Used of anything thrown down violently [1.2]
Explanations in French Qu’on jette en bas, qu'on précipite [1.3]
Examples Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony [2.245]
Morphology 
Present : adaraboka, adaraboko, adarabokao, adarabony, adarabotsika, adarabokay, adarabokareo, adaraboky, adarabok', adarabo-
Past : nadaraboka, nadaraboko, nadarabokao, nadarabony, nadarabotsika, nadarabokay, nadarabokareo, nadaraboky, nadarabok', nadarabo-
Future : hadaraboka, hadaraboko, hadarabokao, hadarabony, hadarabotsika, hadarabokay, hadarabokareo, hadaraboky, hadarabok', hadarabo-
Imperative : adarabohy

Updated on 2023/01/19