Entry | adiady (ady) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo [1.1] | |
Explanations in French | [duplicatif diminutif] [1.3] | |
Examples | Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy
[2.470] | |
Anagrams | adiady, adidia, diadia |
Updated on 2023/03/02 |