Entry | adidina (adidy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsinina, omena tsiny [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2] | ||||||||
To be blamed [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on blâme [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu'on censure [1.3] | |||||||||
Examples | noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy.
[2.285] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | adidina, didiana |
Updated on 2023/01/19 |