Explanations in Malagasy | Anontaniana, antsafaina:
Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina:
Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana:
Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay [1.1]
|
Examples |
1 | Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina.
[2.324]
|
2 | Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
adinina,
adiniko,
adininao,
adininy,
adinintsika,
adininay,
adininareo,
adinin',
adinin-,
adinim-,
adini- |
Past : |
nadinina,
nadiniko,
nadininao,
nadininy,
nadinintsika,
nadininay,
nadininareo,
nadinin',
nadinin-,
nadinim-,
nadini- |
Future : |
hadinina,
hadiniko,
hadininao,
hadininy,
hadinintsika,
hadininay,
hadininareo,
hadinin',
hadinin-,
hadinim-,
hadini- |
Imperative : |
adino |
|