Entry adoroboka (doroboka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy [1.1]
Morphology 
Present : adoroboka, adoroboko, adorobokao, adorobony, adorobotsika, adorobokay, adorobokareo, adorobok', adorobo-
Past : nadoroboka, nadoroboko, nadorobokao, nadorobony, nadorobotsika, nadorobokay, nadorobokareo, nadorobok', nadorobo-
Future : hadoroboka, hadoroboko, hadorobokao, hadorobony, hadorobotsika, hadorobokay, hadorobokareo, hadorobok', hadorobo-
Imperative : adorobohy

Updated on 2023/01/05