Entry afaka ady
Elementary words afaka ; ady
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona narary ka sitrana soa aman-tsara, na bevohoka ka teraka ara-dalàna [1.1]
Synonyms afa-tsilo

Updated on 2023/04/16