|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 afana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 a) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana: Fanaon' ny olona ny manao afana rehefa avy mandevina
4 b) Ny zavatra ampiasaina amin' izany: rano, ram-biby vonoina...: Zatovo telo lahy no nitondra ny afana nialoha ny vahoaka 5 Ny omby vonoina amin' ny fandevenana: Omby folo no natao afana tamin' ny nandevenana an-dRandriamanalina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the sprinkling the body with water which has been consecrated to the idols; putting lines or points of white earth on the forehead; putting charcoal on the forehead; wearing pearls on the feet; a necklace of herbs; drenching the whole person while still clothed, for the removal of impurity contracted by contact with a corpse or anything unclean; or seeking freedom from some witchcraft or charm. A ceremony performed at the graves of deceased relatives, or at times of general sickness or epidemic.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Nom générique des puritications extérieures et pratiques superstitieuses usitées pour éloigner un mai ou le prévenir, pour purifier des souillures contractées auprès d'un mort ; purification, aspersion, bain
8 Matières employées pour cela: l'eau lustrale, le sang des victimes, objets qu'on porte sur soi 9 Le bœuf tué aux funérailles [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Finoana |
| Fikambanana | 27 manao afana |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 29 afana |
| Sokajin-teny | 30 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 niavian' ny hoe: miafana
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 32 afana |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Betsimisaraka] hatsembohana
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | afana, 36 fa~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|