Entry afatopatotra (fatopatotra (fatotra))
Part of speech noun
Examples Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy [2.245]
Morphology 
Simple : afatopatotra, afatopatotro, afatopatotrao, afatopatony, afatopatotsika, afatopatotray, afatopatotrareo, afatopatotr', afatopato-, afatopatotry

Updated on 2023/01/19