Entry afatotra (fatotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io
Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra [1.1]
Explanations in English To be bound [1.2, 1.7]
 To be fettered [1.2]
Explanations in French Qu'on lie [1.3, 1.8]
 Qu'on attache, ce qui sert à attacher [1.3]
 Qu'on noue [1.8]
Examples 
1Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587]
2Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437]
Morphology 
Present : afatotra, afatotro, afatotrao, afatony, afatotsika, afatotray, afatotrareo, afatotr', afato-, afatotry
Past : nafatotra, nafatotro, nafatotrao, nafatony, nafatotsika, nafatotray, nafatotrareo, nafatotr', nafato-, nafatotry
Future : hafatotra, hafatotro, hafatotrao, hafatony, hafatotsika, hafatotray, hafatotrareo, hafatotr', hafato-, hafatotry
Imperative : afatory
Proverbs 

Updated on 2023/01/19