Entry afefy (fefy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mamefy: Bakakely no nafefiny ny tanimboliny [1.1]
Examples Afefy valam-parihy ny zozoro mba tsy hidiran' ny vorona eny an-tanimbary. [2.445]
Morphology 
Present : afefy, afefiko, afefinao, afefiny, afefintsika, afefinay, afefinareo, afefin', afefin-, afefim-
Past : nafefy, nafefiko, nafefinao, nafefiny, nafefintsika, nafefinay, nafefinareo, nafefin', nafefin-, nafefim-
Future : hafefy, hafefiko, hafefinao, hafefiny, hafefintsika, hafefinay, hafefinareo, hafefin', hafefin-, hafefim-
Imperative : afefeo
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/10