Entrée | afo | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Betsimisaraka] jiro, vain' afo [Rakotosaona 1975] | ||||
Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [Rajemisa 1985] | |||||
Explications en anglais | fire ¶ fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [Richardson 1885] | ||||
fire [Hallanger 1973] | |||||
Explications en français | Feu; fig. calamité [Abinal 1888] | ||||
[Betsimisaraka] lampe; braise [Rakotosaona 1975] | |||||
feu [Hallanger 1974] | |||||
Dérivations |
| ||||
Morphologie |
| ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot afo | ||||
Articles | Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly | ||||
Toponymie | |||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |