Entry afongo (fongo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao am-pandriana Inaivo kely fa nanavy be [1.1]
Morphology 
Present : afongo, afongoko, afongonao, afongony, afongontsika, afongonay, afongonareo, afongon', afongon-, afongom-
Past : nafongo, nafongoko, nafongonao, nafongony, nafongontsika, nafongonay, nafongonareo, nafongon', nafongon-, nafongom-
Future : hafongo, hafongoko, hafongonao, hafongony, hafongontsika, hafongonay, hafongonareo, hafongon', hafongon-, hafongom-
Imperative : afongoy

Anagrams 

Updated on 2023/01/19