Entry ahafy (hafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asaina mihafy, ampijalina: Aza ahafy eto amin' ny tany tsisy vilona eto ny omby [1.1]
Morphology 
Present : ahafy, ahafiko, ahafinao, ahafiny, ahafintsika, ahafinay, ahafinareo, ahafin', ahafin-, ahafim-
Past : nahafy, nahafiko, nahafinao, nahafiny, nahafintsika, nahafinay, nahafinareo, nahafin', nahafin-, nahafim-
Future : hahafy, hahafiko, hahafinao, hahafiny, hahafintsika, hahafinay, hahafinareo, hahafin', hahafin-, hahafim-
Imperative : ahafio

Anagrams 

Updated on 2023/02/13