Entry ahalalana (lala)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1Tonga ny fotoana ahalalana ahy. [2.895]
2Ny endrika sy ny fitenin' ity olo-manam-pahaizana dia ampy ahalalana izany. [2.470]
Morphology 
Present : ahalalana, ahalalako, ahalalanao, ahalalany, ahalalantsika, ahalalanay, ahalalanareo, ahalalan', ahalalan-, ahalalam-, ahalala-
Past : nahalalana, nahalalako, nahalalanao, nahalalany, nahalalantsika, nahalalanay, nahalalanareo, nahalalan', nahalalan-, nahalalam-, nahalala-
Future : hahalalana, hahalalako, hahalalanao, hahalalany, hahalalantsika, hahalalanay, hahalalanareo, hahalalan', hahalalan-, hahalalam-, hahalala-

Updated on 2023/01/19