Entry ahiratra (hiratra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Sokafana (maso) [1.1]
Explanations in English To be opened wide (of the eyes) [1.7]
Explanations in French à écarquiller [1.3]
 être grands ouverts, qu'on écarquille (se dit des yeux) [1.8]
Examples 
1Ahirato ny masonao. [1.1]
2Ahiratra tsara ny maso. [2.499]
3Ary raha tsy mbola mipaka ao akekiny ka ahiratra ny masony: [2.48]
Morphology 
Present : ahiratra, ahiratro, ahiratrao, ahirany, ahiratsika, ahiratray, ahiratrareo, ahiratr', ahira-, ahiratry
Past : nahiratra, nahiratro, nahiratrao, nahirany, nahiratsika, nahiratray, nahiratrareo, nahiratr', nahira-, nahiratry
Future : hahiratra, hahiratro, hahiratrao, hahirany, hahiratsika, hahiratray, hahiratrareo, hahiratr', hahira-, hahiratry
Imperative : ahirato
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19