Entry ahodinkodina (hodinkodina (hodina))
Part of speech passive verb
Examples 
1Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista. [2.114]
2Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. [2.245]
Morphology 
Present : ahodinkodina, ahodinkodiko, ahodinkodinao, ahodinkodiny, ahodinkodintsika, ahodinkodinay, ahodinkodinareo, ahodinkodin', ahodinkodin-, ahodinkodim-, ahodinkodi-
Past : nahodinkodina, nahodinkodiko, nahodinkodinao, nahodinkodiny, nahodinkodintsika, nahodinkodinay, nahodinkodinareo, nahodinkodin', nahodinkodin-, nahodinkodim-, nahodinkodi-
Future : hahodinkodina, hahodinkodiko, hahodinkodinao, hahodinkodiny, hahodinkodintsika, hahodinkodinay, hahodinkodinareo, hahodinkodin', hahodinkodin-, hahodinkodim-, hahodinkodi-

Updated on 2023/01/19