Entry | ahotsaka (hotsaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1] | ||||||||
Explanations in French | à tremper dans, à imbiber dans [1.3] | ||||||||
Examples | Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony.
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | ahotsaka, akatsaho, sahotaka |
Updated on 2023/02/21 |