Entry aiay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
Explanations in English The aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
Explanations in French Aye-aye [1.54]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Scientific name Cheiromys madagascariensis, Daubentonia madagascariensis
Vocabulary 
Synonyms aingitra
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Other spellings 
Tables and plates The Lemurs

Anagrams 

Updated on 2023/03/19