Entry | aiza | ||||||
Part of speech | adverb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao? Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a! Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1] | ||||||
Ahia? (Tankarana) Aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana) Ay? (Bara) Aie? (Mahafaly) Akaa? (Betsimisaraka) Haia? (Tankarana) [1.78] | |||||||
Explanations in English | Where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2] | ||||||
Where? [1.7] | |||||||
Explanations in French | Où? [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Derivatives |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Anagrams | aiza, Azia |
Updated on 2023/07/14 |