Entry akademia malagasy
Elementary words akademia ; malagasy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy [1.1]
Examples Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara. [1.537]
Literary works Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins

Updated on 2023/10/29